Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 45 — Ny Toetra Ankasitrahan’Andriamanitra

    Ilain’ny tanora ny hampianarina amim-pitandremana sy amim-bavaka feno, mba hahafahan’izy ireo manorina ny toetrany eo ambonin’ny fanorenana mitoetra. Ny antony mahatonga ireo marobe hanao fahadisoana mampalahelo dia satria tsy notandremany ny fampianaran’ny fanandramana. Very teo amin’izy ireo ny torohevitry ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra, ary dia nilefitra teo amin’ny fakam-panahin’ny fahavalo izy ireo. Tia ny tanora Andriamanitra. Hitany ao amin’izy ireo ny fahafaha-manao lehibe ho amin’ny tsara, raha ho tsapan’izy ireo ny filany an’i Kristy, ary hanorina ny toetrany eo ambony fanorenana azo antoka izy ireo. Fantany ihany koa ny fitsapana mahazo azy ireo. Fantany fa tsy maintsy hiady amin’ny herin’ny maizina izay miezaka ny hahazo ny fifehezana ny sain’olombelona izy ireo; ary dia nosokafany ny lalana mba hahatonga ireo tanoralahy sy tanoravavy hanjary mpiara-manana ny toetr’Andriamanitra (...).HAT 138.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents