Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 119 — Fitafiana Madio

    Ny Baiboly dia mampianatra antsika hanana fahatsorana eo amin’ny fomba fitafy. «Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin'ny fitafiana mahamendrika » -1 Tim. 2:9a. Mandrara ny fitafiana mirenty, marevaka, miravadravaka amin’ny fandaniana be izany. Mampitandrina antsika ny Tenin’.Andriamanitra fa tsy fihaingoana mendrika avokoa izay rehetra mety ho haingo manintona ny maso na manaitaitra ny fampideran-tena.HAT 305.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents