Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fisafidianana Sakaiza

    Tokony hitandrina fatratra ny tanora kristianina eo amin’ny fisakaizana sy ny fisafidianana sakaiza. Mitandrema, sao dia izay eritreretinao ankehitriny ho volamena madio ho tonga metalytsotra fotsiny avy eo. Ny fiaraha-miasa amin’izao tontolo izao matetika dia sakana eo amin’ny fanompoanao an’Andriamanitra, ary fanahy maro no simba tanteraka noho ny fikambanana mampalahelo, na raharaham-barotra na raharaham-panambadiana, amin’ireo izay tsy afaka misandratra sy mihamendrika. Ny olon’Andriamanitra dia tsy tokony handehandeha na oviana na oviana amin’ny tany voarara. Ny fanambadian’ny mpino sy ny tsy mpino dia voararan’Andriamanitra. Kanefa matetika loatra ireo fo mbola tsy niova dia manaraka ny faniriany manokana, ary ny fanambadiana voararan’Andriamanitra no aorina. - FCE, t. 500. {MYP 436.2}.HAT 381.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents