Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 33 — Ny Fitoviana amin’Izao Tontolo Izao

    Ireo izay mandeha amin’ny lalan tery dia miresaka ny amin’ny fifaliana sy fahasambarana izay ho azon’izy ireo amin’ny fiafaran’ny diany. Matetika no manjombona ny tavany kanefa mbola mitaratra ny fifaliana masina. Tsy mitafy tahaka ny antokon’olona eny amin’ny lalana malalaka izy ireo, na miresaka tahaka azy ireo, na manao zavatra tahaka azy ireo. Ohatra alain-tahaka no nomena azy ireo. Ilay lehilahy ory sy zatra fahoriana no nanokatra lalana ho azy ireo, ary ny tenany no nandeha tamin’izany. Mahita ny dian-tongony ireo mpanara-dia azy ary mahazo hery sy miramirana. Nandeha tamin’izany tsy naninona izy, koa ho afaka ihany koa izy ireo, raha manaraka ny dian-tongony.HAT 101.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents