Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana Fahenina - Fanompoana

    Amin’ireo tafika mpiasa tahaka ny tanorantsika ireo, voaofana tsara, sy ary fitaovana, dia tsy ho ela dia ho tonga any amin’izao tontolo izao ny hafatr’Ilay Mpamonjy nohomboana tamin’ny hazo fijaliana, nitsangana tamin’ny maty, ary ho avy tsy ho ela! Tsy ho ela dia ho tonga ny farany, -ny fiafaran’ny fahoriana sy ny fijaliana ary ny fahotana! Tsy ho ela dia handray ny lovany «ny marina handova ny tany ka honina eo aminy mandrakizay», izay, «tsy hisy amin’ny mponina ao hilaza hoe marary aho” ary «ny feo mitomany tsy ho re any intsony.» - CTPS, t. 555.HAT 170.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents