Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 156 — Fandanjalanjana Tsara sy Fifehezan-tena ao anatin’ny Fanambadiana

    Ireo milaza ny tenany ho Kristianina dia tsy tokony hiditra ao amin’ny fifandraisam-panambadiana raha tsy efa nodinihina tsara sy tamim-bavaka avy amin’ny fomba fijery avo ny raharaha raha toa ka azo omem-boninahitra amin’izany fikambanana izany Andriamanitra. Avy eo dia tokony handinika lalina ny vokatry ny tombontsoa rehetra avy amin’ny fifandraisana eo anivon’ny fanambadiana, ary ny fitsipi-piainana nohamasinina no tokony ho fototry ny asa rehetra. - MYP 462.1.HAT 406.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents