Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana 11 - Fiainam-Pianakaviana

    Manomboka ao an-tokantrano ny famerenana indray ho amin’ny laoniny sy ny fanandratana ny olombelona. Fototry ny zavatra rehetra ny asan’ny ray aman-dreny. Fianakaviana no mahatonga ny fiaraha-monina, ary ny toetr’izany dia araka izay anaovan’ny loham-pianakaviana azy. Avy ao amin’ny fo no «ihavian'ny aina» -Ohab. 4:23; ary ny fon’ny fiaraha-monina sy ny fiangonana ary ny firenena dia ny ankohonana. — Tanamasoandron'ny Fahasalamana, t. 283.HAT 283.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents