Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ohatra avy ao amin’ny Fiainam-Pianakaviana

    Mihoatra lavitra noho ny olona ao an-tokantrano ny asa nanirahana ny tokantrano. Ny tokantrano kristianina dia tokony ho lesona azo tsapain-tanana izay maneho ny fahatsaran’ny foto-kevitra marin’ny fiainana. Ny fanehoana toy izany dia ho hery hoenti-manao ny tsara eo amin’izao tontolo izao. Manan-kery lavitra noho ny toriteny azo atao ny tokantrano marina eo amin’ny fon’ny olombelona sy ny fiainana. Raha miala avy amin’ny tokantrano toy izany ny tanora, dia ho voazara ny lesona nianarany tao. Ho tafiditra ao amin’ny ankohonana hafa ny foto-kevitry ny fiainana ambony kokoa, ary hisy hery miasa hanandratra eo amin’ny fiarahamonina. — Tanamasoandron’ny Fahasalamana, t. 286.HAT 286.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents