Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 73 — Fahamasinan’ny Fahasalamana

    Tonga teto an-tany niaraka tamin’ireo fakam-panahiny i Satana, toy ny anjelin’ny fahazavana, toy ny nanatonany an’i Kristy tany an-tany efitra. Hampihena ny herin’olombelona, na ara-batana izany na koa ara-tsaina; izay no antom-pisiany, mba hahafahany manjaka eto an-tany. Nahomby tokoa ny fakam-panahiny teo amin’ny fihinana, raha toa ka tsy heverina ny ho vokany. Fantatr’i Satana fa tsy afaka hanatanteraka ny asa napetrak’Andriamanitra taminy sy amin’ny mpiara-monina aminy ny olona satria nataony izay hampikorosy fahana ny hery nomen’Andriamanitra azy hampiasainy. Manana fototra ny vatana: ny ati-doha izany. Rehefa malemy vokatry ny tsy fahalalana onony maro samy hafa ny fahafaha-mandray (ati-doha), dia tsy ho hay intsony ny hanavaka ny zavatra mandrakizay.HAT 208.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents