Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fifaliana avy amin’ny Fibebahana

    Andriamanitra no nandamina ny fepetry ny famonjena ny olona. Ny fanetren-tena sy ny fitondrana ny hazo fijaliany no nomena ny mpanota mibebaka hahitany filaminana sy fiadanana. Ny fahitana an’i Jesôsy nanaiky hanetry tena sy hanao sorona ny tenany ho an’ny olona, izay tsy hangatahina amin’ny olona hiaretany, dia hampangina ny feo mimonomonona rehetra. Tonga amin’ny olona ny fifaliana faran’izay mamy, amin’ny alalan’ny fibebahana marina amin’Andriamanitra noho ny fandikany ny lalany, ary amin’ny alalan’ny finoany an’i Jesôsy Kristy ho Mpamonjy sy Mpanalalana ho an’ny mpanota. — ST, 4 Mar. 1880.HAT 85.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents