Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanambadiana atao Maimaika

    Miasa mafy mandrakariva i Satana mba hanafainganana ny tanora tsy ampy fanandramana ho amin’ny faneken’ny fanambadiana. Ho tsara kokoa raha tsy hindrahindraina ny mariazy atao ankehitriny. Rehefa takatra tsara ny toetra masina sy ny fepetra takin’ny fanambadiana, dia hoeken’ny lanitra izany, sy hitondra vokatra mahafaly ho an’ny rehetra, ary homem-boninahitra Andriamanitra (...) - MYP 455.1.HAT 400.2

    Mahamendrika ny toetra, manatsara ny zavatra ankafizina, manamasina ny fomba fisainana ary mahatonga izay manana azy ho lasa mpiara-miombona amin’ny fahadiovana sy ny hery miasa manginan’ny lanitra ny fivavahana tena marina; mampanakaiky ny anjely izy, ary manasaraka bebe kokoa hatrany amin’ny fanahy sy ny hery miasa manginan’izao tontolo izao. - TFC, b. 2, tt. 252, 253. {MYP 455.2} HAT 400.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents