Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 81 — Ny Lanjan’ny Fianarana ny Baiboly

    Ny fianarana Baiboly no ambony indrindra amin’ny fianarana ny fahalalana sy ny fanamafisam-pahalalana rehetra. Malalaka ny sahan’ny fahalalana ao aminy ka tokony handala izany mba hahalalany ny tontolo misy an’Andriamanitra ny tanora. Afaka mandalina hatrany hatrany isika ary tokony hanao ezaka ny tsirairay, hifampahery hanao izany fa tsy hita fetra ny faran’izany fianarana izany.HAT 220.4

    Famitahan-tena hidirana ao anatin’ny valan’i Satana ary koa fanaovana ny sitrapony ny fihamboana ho mpanara-dia sy tia an’Andriamanitra ary fiheverana ny zava-masina sy ny fampijanonana ny zavatra ivelambelany sy nofinofy. Raha ny tanora no mianatra ny asa be voninahitr’Andriamanitra eo anivon’ny natiora sy ny fiandrianany sy heriny araka ny Teniny dia ho tafavoaka ao amin’izy ireo ny fahalalana ambony sy manandratra. Hanana fanetren-tena mivaivay izy ireo. Hianatra izany lesona sarotra dia sarotra kanefa tena ilaina izany ny saina eo am-pandinihana ny zava-boariny mahatalanjona: hadalana mihoa-pampana ny fahendren’olombelona raha toa ka tsy mifandray amin’Ilay Tsy hita fetra sy hamasinin’ny fahasoavan’i Kristy.HAT 221.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents