Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanampiana ao amin’ny Fakam-panahy

    Afaka mankatò izay takin’ny Filazantsara ny rehetra amin’ny alalan’ny finoana sy ny vavaka. Tsy misy olona azo terena hanota. Ny safidiny aloha no manaiky, ny saina mikasa hanatanteraka ilay ota, alohan’ny handresen’ny firehetana ny fisainana, na ny faharatsiana hampilefitra ny feon’ny fieritreretana. Na mafy manao ahoana aza ny fakam-panahy, dia tsy afaka hanala tsiny ny fahotana. «Ny mason’i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany». Antsoy ny Tompo, ry alaim-panahy! Miantoraha eo amin’i Jesôsy ianao izay mila vonjy, tsy mendrika, dia takio ny teny fikasany. Hihaino anao ny Tompo. Fantany ny herin’ny fironan’ny fo, ary hanampy Izy amin’ny fotoan’ny fakam-panahy rehetra.HAT 50.1

    Lavo amin’ny fahotana ve ianao? Aza miandry ela mitady an’Andriamanitra hangataka famindrampo sy famelan-keloka. Malalaka ho an’ny mpanota mandrakariva ny famindrampo. Miantso antsika any am-pirenirenena any ny Tompo, «Miverena hianareo, ry zaza mpiodina, fa hositraniko ny fiodinanareo”. -TFC, tt. v, t. 177.HAT 50.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents