Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanompoana Sahaza ny Tanora

    Afaka ny ho mpiasa misiônera ao an-tokantrano sy ao amin’ny fiangonana ny ankizy. Irin’Andriamanitra ny hampianarana azy ireo fa tokony hanao asa fanompoana mahasoa eto amin’ity izao tontolo izao ity izy ireo fa tsy hilalao fotsiny. Afaka ny hofanina hanao asa misiônera ao an-tokantrano izy ireo izay hanomana azy ireo ho amin’ny sehatr’asa mahasoa mivelatra kokoa. Ry ray aman-dreny, ampio ny zanakareo hahatanteraka izay nokendren’Andriamanitra ho azy ireo. -RH, 8 Des. 1910.HAT 199.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents