Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Valisoan’ny Fandresena

    Tsy malefaka kokoa noho ny tamin’ny andron’ny Mpamonjy ny ady ifanaovan’ny tsara sy ny ratsy ankehitriny Tsy malalaka kokoa noho ny tamin’izay ny lalana mankany an-danitra ankehitriny. Tsy maintsy ariana ny otantsika rehetra. Tsy maintsy tapahina ireo fandeferana rehetra manelingelina ny fandrosoantsika ara-panahy. Tsy maintsy atao sorona ny masontsika na ny tanantsika ankavanana, raha mampanota antsika ireo. Vonona ny handà ny fahendrentsika ve isika ka handray ny fanjakan’Andriamanitra tahaka ny zaza? Vonona ny hamela ny fahamarinan’ny tenantsika manokana ve isika? Vonona ny tsy hiraharaha ny voninahitra omen’ny olona ve isika? Sarobidy loatra ny valisoan’ny fiainana mandrakizay. Maniry ny hampandroso ny fanampian’ny Fanahy masina ve isika, hiara-miasa aminy, hanao ezaka sy fandavan-tena mifanaraka amin’ny tombam-bidin’izay dantsika ho azo? - RH, 10 Feb. 1903.HAT 40.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents