Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 68 — Sampan’Asa Maro

    Nalamina ho amin’ny asa fanompoana ny fiangonana, ary eo amin’ny fiainam-panompoana an’i Kristy, ny fifandraisana amin’ny fiangonana dia iray amin’ireo dingana voalohany. Mitaky ny fanatanterahana amim-pahatokiana ny adidin’ny fiangonana ny fahatokiana amin’i Kristy. Ampahany manan-danja eo amin’ny fanofanana ny olona anankiray izany; ary ny fiangonana iray izay vonton’ny fiainan’ny Tompo dia ho voatarika avy hatrany hanao ezaka ho an’ireo izay any ivelany. Misy sehatr’asa maro izay mety ho hitan’ny tanora hohararaotina ho amin’ny ezaka mahasoa. - Ed, tt. 268-269.HAT 193.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents