Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Tombam-bidin’ny Fandresena

    Nandao ny zavatra rehetra ho an’ny olona i Kristy, mba ho afaka hahazo ny lanitra izy. Ankehitriny kosa dia anjaran’ny olona lavo ny maneho ny fandavan-tena hataony ho an’i Kristy, hahazoany ny voninahitra tsy mety lo. Izay mahatakatra ny velaran’ny famonjena sy ny tombam-bidiny, dia tsy mba himonomonona raha amin-dranomaso no hamafazany, ary raha ady sy fandavan-tena no anjaran’ny Kristianina amin’izao fiainana izao. — ST, 4 Mar. 1880.HAT 76.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents