Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manampy ny Hafa

    Raha manana mpiara-mianatra izay tsy maharaka ianao, hazavao aminy ny lesona izay tsy azony. Hanampy ny fahatakarana anananao izany Mampiasa teny tsotra. Ambarao ny hevitrao amin’ny fomba fitenenana mazava sy mora azo.HAT 158.1

    Manampy ny mpampianatra ianao, amin’ny fanampianao ny mpiara-mianatra aminao. Ary mazàna ny saina izay toa dondrona dia hahazo ny hevitra malaky kokoa avy amin’ny mpianatra namany noho ny avy amin’ny mpampianatra. Izany no fiaraha-miasa ankasitrahan’i Kristy. Mijoro eo anilanao ilay Mpampianatra Lehibe, hanampy anao mba hanampianao ireo izay tsy maharaka. Mety hanana tombontsoa azo hararaotina ianao ao amin’ny fiainan-tsekolinao, hilazana amin’ny mahantra sy ny tsy mahalala ireo fahamarinana mahafinaritry ny tenin’Andriamanitra. Ampiasao tsara ny tombontsoa fanararaotra rehetra toy izany. Hotahin’ny Tompo ny fotoana rehetra lany amin’izany fomba izany. - TFC, tt. 275, 276.HAT 158.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents