Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Feon’Andriamanitra

    Ao amin’ny Tenin’Andriamanitra no ahitana lohahevitra mendrika ny hodinihina sy hobanjinina lalina indrindra ho an’ny saina. Mampifandray antsika amin’ireo patriarka sy mpaminany izy ary manazava ny feon’Andriamanitra mivantana amin dRaolombelona. Hitantsika ao ny amin’Ilay Andriana nanetry tena, nisolo sy nanao antoka antsika ka hifanehatra amin’ny herin’ny maizina hahazoany ny fandresena. Izany lohahevitra izany dia tsy mikendry afa-tsy ny hanalefaka, hanadio, hanandratra ny fo amin’ny fampifandraisana ny saina amin’ny hery sy ny faharisihana vaovao.HAT 229.4

    Ireo izay mazoto amin’ny faninitsiniana ny lalàn’Andriamanitra dia mamadika izany amin’ny hadalana sy ny tsy fahalalana. Toa midera ny Tompo amin-kalalahana izy ireny, tsy misy fianteherana, ireny dia andevon’ny ota sy eo ambany vahohon’i Satana.HAT 230.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents