Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 52 — Ny Fahatokiana eo amin’ny Mpianatra

    Ireo mpianatra izay milaza ho tia an’Andriamanitra sy mankatò ny fahamarinana dia tokony hanana izany fifehezan-tena sy herin’ny fitsipi-piainana ara-pivavahana izany izay hahatonga azy ireo ho afaka ny hitoetra tsy azo hozongozonina eo anivon’ny fakam-panahy, ary hijoro ho an’i Jesôsy ao an-tsekoly, manodidina ny tranony, na aiza na aiza mety hisy azy. Ny fivavahana dia tsy natao hotafina fotsiny tahaka ny akanjobe ao an-tranon’Andriamanitra. Tokony hampiavaka ny fiainana manontolo ny fitsipi-piainana ara-pivavahana.HAT 155.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents